Faritra manerana ny Nosy no misy nahazoan’ny kandidà laharana 25, Marc Ravalomanana raha mihoatra ny 75%, ka mahatratra 85% mihitsy aza.
12 Novambra
10 Novambra
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
2 CommentsComment on Facebook
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook