21:30 > Manombo Be – Hifidy ny filoha Marc Ravalomanana izahay raha manohana azy ianao, Fernand Cello –

Faly, tena faly ny vahoakan’i Manombo Be nahita an i Fernand Cello izao hariva izao.

“Hifidy ny Filoha Ravalomanana izahay rehefa manohana azy ianao sy Arnaud Avimana na i Nono Jupiter. Mijaly zahay eto satria lasa kamboty tsy misy mpiaro intsony rehefa niala ianareo mirahalahy”.

Fokontany anisan’ny be mpifidy ny eto ka matoky izahay fa ho lany i Dada.

Ny anay rehefa eny dia eny. Kandida laharana faha 25

Fernand Cello