Mangatsiaka vao maraina eto Ambatolampy, mafana kosa anefa no nandraisan’ny mponina ahy. Tonga maro ianareo hihaino an’i Dada, hijery ny fampieleza-nkevitra nataoko.
Misaotra Ambatolampy.
#FIDIO_Marc_Rravalomanana_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
2 CommentsComment on Facebook
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook