Ambohimiadana – 1 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Teto Ambohimiadana. Ankoatra ny firesahana ny vina fampandrosoana hanarenana ny firenena dia ny “manifesto” sy ny “Map2”, dia tsy maintsy ampianarina ny tantsaha ihany koa ny fomba fifidianana amin’ny “bileta tokana”.

#fidio_Marc_Ravalomanan_25