Tonga teto Maevatanana aho manohy hatrany ny fampielezan-kevitra.
Nanazava ombieny ombieny ilay voasoratra ao anatin’ny fanamby sy fanomezan-toky “manifesto” izay voarakitra anatin’ny drafitra MAP 2.
#FIDIO_I_DADA_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
2 CommentsComment on Facebook
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook