Nanazava ny mponina teto Fenoarivo Atsinanana momba ilay “manifesto”, misy teboka folo, aho androany. Vina hitantanana ny firenena voarafitra anatin’ny MAP 2.
Nanentana azy ireo ihany koa hifidy ny laharana faha-25.
#fidio_marc_ravalomanana_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
2 CommentsComment on Facebook
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook