Mananara-Nord – 23 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Eto Mananara avaratra, faritra Analanjirofo. Toerana mitoka-monina noho ny haratsian’ny lalana. Amboarintsika indray ny lalana, hain’i dada izany. Efa nahavita lalana vita tara mirefy 9 400 km isika eran’ny Madagasikara ary mbola hanao lavitra noho izany isika.. Hojerentsika akaiky ihany koa ny fandriam-pahalemana izay mampikaikaika anareo.
#fidio_dada_25