Alakamisy Itenina – 18 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nohazavaiko teto Alakamisy Itenina, faritra Matsiatra ambony, ilay “manifesto”, misy teboka folo, voarafitra amin’ny MAP2.
Henoko teo fa manana olana amin’ny rano fisotro madio ianareo. Ao anatin’io “manifesto” io no fanomezan-toky fa hataoko vain-dohan-draharaha ny hanan’ity faritra ity rano fisotra madio.
Nampianarina teto koa ny momba ilay “bulletin unique”. Mila mailo hatrany manko isika.

#fidio_marc_ravalomanana_25