29/11/2019 – 14:00: CENI – Mitombo ny vokatra voaray avy amin’ny BV, mihena ny isan’ny voasoratra anarana mitambatra

CENI aaa … Mba tsy hampatezitra ny fon’ny olona efa ory, tsy aleo ve tsy mamoaka résultats mihitsy indray aloha fa mahabe resaka lé izy.

Mitovy ihany ny isan’ny olona nifidy ny Ben’ny Tanana sy ny Mpanolo-tsaina, na dia mety tsy hitovy aza ny safidin’ny olona, kanefa mahagaga ireto tarehi-marika asehonareo.

Mitombo ny isan’ny BV voarainareo, 376 lasa 505 BV, kanefa dia mihena be indray ve ny isan’ny mpifidy ka 127.482 lasa 90.428

FB Mandroso Randria