29/11/2019 – 14:20: Tena mandresy i Rina Randriamasinoro fa halabato sisa no mampivadika ny vokatra

Halabato sisa vao hampivadika io vokatra io. Efa eo ampelatanan’ny TIM avokoa ny PV rehetra BV 12.000 (ndlr, 1200 fa misy diso) mahery ary tena mandresy i Rina Randriamasinoro.

Tsy hanaiky izahay aaaaaa. Mbola ho toriana ihany koa ny tgv/mapar/ird/ @ ilay mpifidy nabontsina t@ lisipifidianana ireny.

FB Andrianjakahasina Rasamimanana > VAOVAONTSIKA – DONDRESAKA – POLITIKA