Ramalison Arland (Tanora Maroantsetra Miray) no nitarika kanefa navadiky ny mpomba ny IRD ho lasa Dinah Romuald. Olona folo no tratra ambodiomby ary voasambotra.
Tsy manaiky lembenana sy robaina safidy intsony ny vahoaka.