Efa tonga eny amin’ny kianjan’ny 13 Mey ny mpitarika ary miantso ny vahoaka ho tonga eny an-toerana amin’izay.
Niala moramora ny mpitandro filaminana.
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
3 CommentsComment on Facebook
Tsara ho azy io
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook