Raharaha volamena 73,5 kg sy vola “36 millions d’euros” – Fitsarana 19 febroary 2021

Ny zoma 19 febroary no notsaraina tao Johannesburgh ny raharaha nahavoasambotra ireo terantany malagasy telo lahy nanondrana volamena 73,5 kilao sy vola “36 millions d’euros”.

Araka ny loharanombaovao dia ny alarobia 3 marsa no hivoaka ny didimpitsarana.

(Source gazetiko)

‘http://www.gvalosoa.net/2021/02/02/raharaha-volamena-735kg-miampy-vola-36-millions-deuros-no-nentinireo-telo-lahy-tany-afrika-atsimo/