Paris – Asabotsy 4 Jolay – Hetsika “Ravao io Colisée io”

Ny vondrona “Ravao io Colisée io” dia manao antso avo antsika vonona rehetra hiray feo hitaky ny fandravàna ity zavatra MALOTO ao anatirova ity.

Ny fotoana dia eo amin’ny jaridaina manoloana ny ambasady malagasy ao Paris, ny Asabotsy 4 Jolay 2020 amin’ny 6 ora hariva.