7 Marsa – Taratasin’ny mpamaky

Taratasy ampitaigna amin’ny gazety sy ny mpamaky azy ny magnaraka izao : tranga niseho teo @ aéroport Ambalamanasy Tamatave ny 04 mars 2020.

Mitantara ny nanatri-maso. « Magnano ny ataony koa douanier a Tamatave, ny 4 mars 2020. Vol Tamatave-La Réunion. Sendra mba nahita maso tegny antegna sady nalahelo fa rehefa avy nandalo scan ny entany lay madama sady mitrotro zaza izy amn’io nolazainy ireo douane fa mila savaina ilay valise farany rehefa tsy nahita ilana vaniny izy de noraisiny ilay sac a main an lay madama izay nipetraka tsy lavitra teo de nosavainy ny portefeuille. zay alou de efa mampametra-panontaniana oe mahazo misava sac sy porte feuille efa nandalo scan ve ny douane?

Rehefa itany le vola de ozizy oe mila attestation d’échange ty madame de nanazava le madama oe za anie misy carte de séjour fa tsy hoe olo VO andeha ka vola nentiko avy tagny io. magnino za niala tagny tsy nila attestation zan tam douane ka za ody ndraika mila. namaly zareo oe : sao manao blanchissement d’argent de ilaina zay ,de nanomboka sorena le madame oe vola avy agny io ramose ary agny za mipetraka 1200€ vola io afaka comptinare tsara. F’anga za ozizy le madame tsy afaka mitondra volako mody?

De rehefa itan zareo nanagna raison le madame de oe andao hony iresaka am bureau. namaly ilay madame oe za tsy ho any am bureau nareo zany fa rehefa tsy ekenareo mivoaka vola ty apetrako amnareo eto de papako asaiko maka anazy eo. Tonga saina agamba le douanier oe sao olo managna influence olo zan nefa le vola légal de nalefanzareo le madama. En attendant lany 30 min teo sady nanome fahasorenana , ny zaza amn’io an tanana nitomany tsy rarahinzareo mintsy.

Dikan zan rah tsy nahay zo NY lay madame de tany am bureau, de inona mou le atao any am bureau , f’anga tsy niteny président hoe mangarahara asany douanier manomboka izao. De ahoana ty resaka fisavana portefeuille n’olo efa nandalo scan ty.

Zamany Robert
Lot… Tanamborozano, Toamasina.