Hosoka sy halabato – Kaominina Ambatomarina – Distrika Manandriana

Manao tatitra ny kandidà Jean Pierre Randrianamboarina, izay niharan’ny kolikoly, hosoka sy halabato tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna.

Dadafaran’ny kandidà IRK, prezidan’ny CENI kaominaly.
Ny membre bureau de vote afa-tsy ny bureau de vote itaritako dia raha tsy zanany, vadiny dia zafikeliny no membre bureau de vote.

Olona efa nitondra teo aloha lany tamin’ny antoko MMM, tsy nahavita n’inon’inona, tsy mamim-bahoaka.
Nalatsaka indray tamin’ny anjaran’ny IRK, dia mbola izy ihany no lany.

Dia hoy ny olona rehetra hoe tsy safidinay io. Fa maninona io no lany. Dia gaga ny rehetra.

Ho avy indray ny krizy satria ny olona amin’izay no hijoro hoe tsy olona napetrakay kosa no tonga eo. Ahoana no forcer-na!