27/11/2019 – 11:30: Ny kandidà Rina, n°2 nandatsa-bato teny Ambohidahy Ankadindramamy

“Izaho aloha, raha sitrapon’Andriamanitra dia tokony ho lany. Efa natao ny zavatra rehetra, dia ankinina amin’Andriamanitra ilay izy. Izy no tompon’ny teny farany.
Ny angatahiko fotsiny amin’ny fitondram-panjakana, dia aleo tsy ho atao zanak’i kalahafa Antananarivo, fa aleo izay tena fampandrosoana no jerena, n’iza n’iza ben’ny tanàna lany eo.
Fa izaho dia vonona hiara-hiasa feno amin’ny fitondram-panjakana.”

FB Arp Helisoa