Rina Randriamasinoro mamaly ny fanontanian’i Jessica Mireille sy Joël Ralaivaohita

o Inona ny olana tena tsikaritrao eto Antananarivo Renivohitra?

o Inona no ho ataoanao voalohany indrindra rehefa tafapetraka eo amin’ny toerana maha-ben’ny tanànan’Antananarivo raha izay no olana sedrain’Antananarivo Renivohitra amin’izao?

o Ao anaty ny vina dia voaresaka ny hoe kaominina tsara tantana. Inona no mahatonga an’izay fametrahana kaominina tsara tantana izay?

o Manomeza ianao ohatra amin’izay fananganana foto-drafitrasa ho an’ny tanora. Eo koa ny hoe hanamora fitadiavana asa ho an’ny tanora, andraikitrao ve izay?

o Anisan’ny mampikaikaika ny eto Antananarivo Renivohitra ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Inona no vaha-olana entin’i Rina Randriamasinoro?

o Hampandray anjara amin’ny fampivoarana ny vehivavy ianao ao anaty ny vinan’asa. Afa hazavainao ve?

o Inona no paikady azonao entina amin’io fanadiovana an’Antananarivo io?

o Inona no praograman’i Rina Randriamasinoro mikasika ny faritra iva?

o Inona no paikadin’i Rina Randriamasinoro mikasika ny fanotofana tany?

o Maizina ny ankabeazan’ny tanàna eto Antananarivo, tsy dia misy jiro intsony eny amin’ireny poteaux ireny. Inona no tokony atao mikasika an’izay?

o Sahirana ny vahoaka eo amin’ny fanaovana taratasy. Inona no fanatsaràna mety ho atalotrao eo amin’ny fitantànana eo anivon’ireo boriborintany?