Alefa Rina e (Johane/Arione Joy/O’Black)

Antananarivo tsy maintsy mandroso
Tanora vonona ny anay, tsy mba mavozo
Tiako I Madagasikara no nanolotra azy
Ny Rina Randriamasinoro no mahavita azy!

Alefa Rina e!
Izy ihany ho’aho ny anay!
Izy no fidinay
Ho ben’ny tanàna

Laharana firy ny antsika?
Laharana faha-2
Tsika tsy miala amin’ny Rina
Ho ben’ny tanàna