19:10 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (13) – Mitsangana ny andrimasompokonolona (amp)

Mitsangana ny amp amin’ireto toerana ireto anio alina sy rahampitso:

67 ha, Anosibe, Ambohimpo, Ambanidia, Manjakaray, Alarobia, Itaosy, Ampasika, Besarety.