17:50 > Fifidianana – Tolona ho an’ny marina – Mahajanga

MBS – Fandaharana miara-mampita

Nizotra nilamina ny hetsika tao Mahajanga amin’ny fitakiana ny marina sy ny mangarahara.

Nikisaka am-pilaminana ny mpitandro ny filaminana.

Nisy moa ny namana avy eo Mahajanga izay nanao fampielezan-kevitra ho an’ny filoha Ravalomanana, izay namoy ny ainy tany Morondava noho ny setrasetran’ny mpomba ny MAPAR. Efa hiditra ao Mahajanga ny razana, ary hisy ny fifamotoana hanao rodobe hiondrika sy hankahery ny fianakaviana.

Hitohy rahampitso ny hetsika.