21:00 > Fifidianana – Fijoroana vavolombelona – Taolagnaro – Angelo K25 notifirina

Nisy nitifitra i Angelo, K25 Taolagnaro, ny 20 desambra tamin’ny 2ora maraina rehefa avy namita ny asa amin’ny maha-solotenan’ny kandida azy any an-toerana.