18:00 > Fifidianana – Fijoroana vavolombelona – Achile – Karapifidianana, fanao any Androy

Ny aty Androy, ny ankamaroan’ny karapifidianana dia any amin’ny prezidan’ny Fokontany.

Rehefa hifidy alin’izay dia izy no mizara ireo karatéka ireo amin’ireo olona izay feheziny.