12:00 > Androy – EPP Andranotsikio – Fandraisana anjara 96,75% !!!

Hoy i Lanto Eric Randrianarimalala

“Efa imbetsaka aho no tany Androy. Toerana faran’izay sahirana eto Madagasikara; Miparitaka be ny olona ary tsy misy fitaovampifamoivozana firy fa mandeha tongotra na mandeha sarety.
Tsy possible mihintsy ny taux de participation de 99% izany. sady en plus tsy BV iray fa BV marobe amin’ny toerana samihafa marobe.
.
Etsy itaosy aza 50% ny taux de participation, dia tena miseho be loatra ilay halatra. Dia tsy menatra ve Rajoelina sy Thierry Rakotonarivo amin’izao”