20:05 > Fifidianana – Vaovao tapatapany (16) – Morondava Analaiva – Notafian’ny dahalo ny mpomba ny K25, tsy hahafany hifidy

Nahita faisana ireo ray aman-dreny mpanohana ny K25 ao Analaiva Morondava.

Fanafian-dahalo nandrava ireo amby tao amin’ny fokontany SarodrAno Analaiva Morondava izay tokony tamin’ny 4 ora maraina no nitrangany.

Mpitarika ny K25 no tompon’ny omby, ka lasa nanaradia ny fokonolona, olona 26 sisa nanefa ny adidiny.

BELALANDA: nanafika tao ihany koa ny dahalo,lasa nanaradia ny fokonolona. Mpitarika ny K25 ihany koa no lasibatra.

ANJATELO: amin’ny 9 ora maraina, nandrava ny osy sy ny akoho amamborona ny dahalo, tsy nisy afaka nanefa ny adidiny ny akamaroan’ny olona noho ny tahotra.