Marc Ravalomana – Belanitra – Aza matahotra, minoa fotsiny ihany!

Mifarana ny fampielezan-kevitra, manentana ny vahoaka Malagasy rehetra aho hanefa ny adidy amin’ny alarobia 19 desambra 2018 izao. Aza misalasala intsony fa FIDIO aho, Marc Ravalomanana, laharana faha 25, ny fitsinjaram-pahefana tena izy, ny fampihavanam-pirenena , isan’ireo laharam-pahamehana hataoko izany ary ao anatin’ny 100 andro fotsiny dia ho tsapantsika ny fahaiza-mitantana sy ny fampiasana ny traikefa ananako.

Aza matahotra, minoa fotsiny ihany !

#FIDIO_25