Marc Ravalomana – Kolikoly – Niakatra nanomboka tamin’ny 2009

Nanomboka tamin’ny 2002 ka hatramin’ ny 2009 dia tsy nitsahatra niady tamin’ny tsolotra ny Filoha Ravalomanana. Araky ny voalazan’ny Transparency International tamin’ny 2008, fa i Madagasikara dia nitazona ny laharana faha 85 amin’ireo firenena tsy manao tsolotra indrindra maneran-tany.

Taorian’ny fanonganam-panjakana, niakatra be ny kolikoly ka lasa faha 133 amin’ ny firenena manao tsolotra indrindra eran’izao tontolo izao i Madagasikara tamin’ny 2014.
(Source: Transparency international)

Manasa anao hizara ity hafatra ity raha toa ka miombon-kevitra amiko ianao!