Marc Ravalomana – MANGABE – Ny ho avin’ny taranaka no tsinjovina

Tsy adinonay ny nandresy lahatra ny teto Mangabe hifidy ny laharana 25. Ny hoavin’ny taranaka no tsinjovina, entanina ny rehetra handrotsaka ny vato hoan’i dada.
#fidio_marc_ravalomanana
#mpanangana_fa_tsy_mpandrava