Marc Ravalomana – Mahajanga – Mino aho fa ho tonga maro ianareo handatsaka vato ho an’ny laharana 25

Tsy nahasakana ny fihaonana tamin’ny vahoaka teto Mahajanga ny andro hariva.

Faly aho tena faly fa tonga maro ianareo, mino aho fa ho tonga maro ihany koa ianareo handatsaka ny vato ho an’ny laharana faha 25.