Marc Ravalomana – Jesoa Kristy no kapiteny

Jesoa Kristy no kapiteny !

Alarobia Vatosola, Moramanga, Vatomandry no nanaovanay fampielezan-kevitra io tapak’andro maraina io.
Tsapako fa be ianareo no resy lahatra hanara-dia ahy, ho bataintsika ny fandresena. Minoa fotsiny ihany!
Jesoa Kristy no kapitenintsika.