Vangaindrano, Nosifeno, Befototaka Sud, Sainte Luce – Marc Ravalomanana – Mihaona amin’ny komity mpanohana K25

Anjaran’ny komity mpanohana K25 teto Vangaindrano, Nosifeno, Befototaka Sud, Sainte Luce ary Ranomafana indray no nihaona tamiko androany. Faly aho fa vonona hatrany isika amin’ny tanjona iombonana. Hita sy tsapa ny fiombonana, ary ataontsika hatrany ny mampitovy lanja ny mpanohana amin’ny faritra rehetra.