11:30 > Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana – Andranomahery – Mijery ifotony ny fanotofana tany

Tonga mijery ireo fanotofana tany tsy ara-dalàna ety Andranomahery Ankazomanga ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

Mitaraina ny mponina vokatr’izany fanotofana izany.

https://youtu.be/-uq602yMrBE