16:30 > Marovoay – 10 Nov – Misaotra ny vahoaka Marc Ravalomanana

Raha hitodi-doha hiverina any Antananarivo aho avy tao Mahajanga dia nijanona kely teto Marovoay hahita maso marina ireo PV fa mahery ny 70% no vato azoko teto.
Izay mihitsy no marina koa dia misaotra ry vahoaka Marovoay e !