15:00 > CENI – Atao inona ny ‘blanco’ ao amin’ny fikirakiràna voka-pifidianana

Raha tarafina dia toa mampiasa itony fanakosehana soratra na ‘blanco’ itony ireo mpikirakira voka-pifidianana. Fa atao inona moa?

Tsy kely lalana ireo mikasa hiroba ny safidim-bahoaka. Na felo andrimaso aza dia mbola sahy ihany am-pahibemaso.

Misy fetrany ny zavatra azo leferina.