19:30 > 7 nov 2018 – Fifidianana – Vaovao farany

Volatiana vonjimaika

Ao anaty fanisam-bato tanteraka ny biraom-pifidianana amin’izao fotoana izao. Mitety ny biraom-pifidianana samihafa ireo namana mpilaza vaovao ary manao tatitra hatrany.

Hanomboka hampiakatra ny voka-pidianana ny birao isanisany. Ka any amin’ny 9 ora alina any ny CENI no hanomboka hamoaka vaovao mikasika ny vokatra voaray.

Hatreto raha ny tatitra re dia izao avy no ambangovangony, marihina fa vokatra tsy ofisialy fa tatitra maika fotsiny:
– vokatra nasionaly amin’ny biraom-pifidianana 117 eo anivon’ny 24.852:
Nandrotsa-bato 33.840
Nifify 32.696
Taha-pavitrihana 56,11%
25 17.954 54,91%
13 11.465 35,07%
12 817 2,50%
– Antsohihy an-tampon-tanàna – Ambany ny tahan’ny mpifidy, raha 669 ny isan’ny mpifidy dia 128 no tonga nifidy.
– Fort-Dauphin: tahan’ny mpifidy tamin’ny 3 ora, 25% ny fahavitrihan’ny mpifidy, ary tahak’izay koa ny tany Avaratra
– Antsirabe – Mitarika
– Faritra Tanjombato – Korontana kely. Rovitin’ny mpanisa vato rehefa miakatra ny isam-bato. Niantsoana mpitandro filaminana ka efa milamina.
– Madirovalo – Mitarika atsasa-manila mihitsy ny kandidà laharana faha-25.
– Marovoay – Ankaboka nisy ny halabato nainga natao, miara-mientana ny fokonolona nifanome tanana hiaravona izany.
– Faritra Mahitsy – Mitarika ny 25
– Faritra Anjeva – Mitarika ny 25
– Faritra Sadabe Distrika Manjakandriana – Mitarika lavitra be anaty mangarahara sy filaminana
– Toamasina – Ambodimanga: 25 – 60; 13 – 58
– Toamasina – Anjoma – BV n°2: Misoratra 625; Nifidy 248; 25 – 122; 13 – 101
– Antsiranana – EPP – Misoratra 2019, Nifidy 843; tamin’ny 5 ora 13 mitarika 25 aoriana
– Antananarivo – Manandriana Avaradrano – Ambohitsoa: Misoratra 580; Nifidy 394; Nanankery 379; 25 291; 13 73; 12 4
– Distrika Andramasina – Kaominina Manjakavahoaka – Fokontany Mangabe EPP Mangabe: Nankery 263; 25 230
– Kaominina Mahia Fokontany Ambohimalaza: 25 180; 13 46; 12 1; 34 3
– Distrika Ambohidratrimo Kaominina Fiadanana Fokontany Manjakatompo: 218; 25 117; 13 14; 8 4
– EPP Tsilazaina BV anakiroa: 25 406; 13 188; 34 12
– Antananarivo Fokontany Tsaralalana BV n°9: 25 175; 13 109; 4 9; 8 5; 26 4
– Antananarivo Fokontany Tsaralalana BV n°6: 25 140; 13 109; 34 9; 4 8; 8 8
– Antananarivo Fokontany Tsaralalana BV n°10: 25 155; 13 113; 4 13; 12 11; 8 8