16:00 > Fifidianana – QG KMMR nandray andraikitra – 6 voasambotra

KMMR: Nandray fepetra ny tompon’andraikitra. 6 no voasambotra nanaparitaka trakta manakorontana saim-bahoaka tsy hifidy. Raha misy mbola minia manaparitaka izany trakta izany sy ireo SMS dia horaisina ihany koa andraikitra.

Tia Tanindrazana