Tsiroanomandidy – 2 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga eto Tsiroanomandidy aho hanao fampielezan-kevitra androany. Handresy lahatra anareo hifidy ahy, laharana faha 25.
Nanazava ilay “manifesto”, lisitry ny asa ho tanterahako, fanomezan-toky, rehefa lany ho filohampirenena aho. Hanamboatra ny lalana, hamerina ny fandriam-pahalemana, hametraka fitsarana marina, hovatsiana fitaovana manaraka ny teknolojia ny mpitandro filaminana, hiantoka ny fitsaboana, hamerina ny tetik’asa fampianarana(…)

#FIDIO_MR_25