Arivonimamo – 2 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mitohy hatrany ny fandresen-dahatra hataoko aminareo Malagasy HIFIDY AHY ho filohampirenena, eto Arivonimamo indray i Dada androany. Fidio i Dada amin’ny 07 novambra hamerina amin’ny laoniny ny fiainantsika. Nijaly loatra ianareo nandritra izay 09 taona izay, tsy mandry fahalemana noho ny asan-dahalo, nisy izay matory any an-tsaha, tsisy fitsaboana fa tsy ampy ny ho enti-manana, tsy nianatra ny zanakareo, sns. Fa izao : manome toky aho fa hamerina izany fa FIDIO i DADA laharana faha-25.

#FIDIO_25