Ambohibary – 1 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mandalo eto Ambohibary manao fampielezan-kevitra izahay izao. Liana te handre ny programan’asa ataoko ny vahoaka. Tsy hitondra anao hanonofy na ampanantena zavatra tsy ho vita fa manolotra vahaolana mifandraika amin’ny zavatra tadiavinao dia ny “manifesto” sy Map2 izany. Lisitry ny asa ho tanterahana mandritra ny fitondrako ny firenena.
Mpanangana fa tsy mpandrava isika !

#fidio_Marc_Ravalomanana_laharana_25