Soanindrariny – 1 Nov – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga eto aho hanao propagandy, FIDIO ny laharana faha 25 misy an’i Dada Ravalomanana.
Rehefa lany aho dia : Amboarina indray ny lalantsika eto Soanindrariny, haverintsika ny fandriampahalemana, hiantohana ny fahasalamana, omena sakafo ny vahoaka, omena « kits scolaires » ny mpianatra, omena aron’akanjo mitovy toy ny hita eto (…)
#FIDIO_25