Miarinarivo – 31 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Anjaranareo eto Miarinarivo no mijery sy mihaino ny fampielezan-kevitra ataoko androany.
Tsy i Dada mihitsy no handeha hizarazara vola hividianana ny safidinareo, na hampanonofy ny zavatra tsy ho tanteraka. Efa manana vahaolana hainga sy maharitra hoan’ny firenena aho, voasoratra ato anatin’ity “fanomezan-toky ataoko amin’ny vahoaka na Manifesto ity”.

NY MAHASOA NY VAHOAKA NO KATSAHIKO MANDRAKARIVA

#FIDIO_dada_25