Soavinandriana – 31 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tsy afa-mihetsika ny olona noho ny fahantrana, miantso vonjy an’I Dada ny ankamaroan’ny vahoaka amin’izay faritra halehanay. Mba ahafahana mamerina ny fampandrosoana sy manatsara ny fiainana dia efa voarafitra ao anatin’ny “manifesto” ny Lisitry ny asa atao mandritra ny hitondrana ny firenena, I Dada no nandrafitra io tao anatin’ny folo taona izay.
FIDIO I DADA amin’ny 07 novambra 2018.

#fidio_dada_25