Sahambavy – 28 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nitohy teto Sahambavy ny fandresen-dahatra hataoko ny Malagasy hifidy ny laharana faha 25, kandida manana traik’efa i Dada ary efa manana vahaolana amin’izao olana goavana mianjady amin’ny firenena izao.
Amboarina indray ny lalana. Haverintsika ny fandriam-pahalemana, omena fitaovana ny mpitandro filaminana hiarovana ny olona sy ny fananany, hajoro ny fitsarana tsy mitanila, haverina ny tetik’asa fampianarana, hiantohana ny fitsaboana ny Malagasy(…)isan’ireo laharam-pahamehana eto Sahambavy koa ireo.

#fidio_25