00:00 > Antananarivo – Ankadinandriana – 25 Okt – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Eto Ankadinandriana i Neny nanome torimarika ho an’ny fifidianana ny 7 Novambra ary nanantitrantitra ny amin’ny velirano voatahiry ao anaty ny MANIFESTO. Mipetraka ny fifampitokisana amin’ny mponin’Ankadinandriana. Tonga eto manotrona azy ny talen’ny fampielezankevitra Analamanga Andriambahoaka Faustin sy ny depiote Jerry Hatrefindrazana.

Fidio laharana 25, Marc Ravalomanana

Depiote Gerry Randriambolaina

Solontenan’ny mponina

Kolonely Faustin Andriambahoaka