Ambatomanohana – 26 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Fanamby no ataoko aminareo, haverina ny tetik’asa fampianarana, fanavaozana sy fanamboarana toeran-tsekoly vaovao, fanomezana aron’akanjo mitovy hoan’ny mpianatra rehetra, fampisakafoanana azy ireny, fanomezana fitaovam-pianarana “kits”, fanomezana hasina ny mpampianatra(…) isany laharam-pahamehana ho ahy ireo.
#FIDIO_MR_25