00:00 > Fidio Marc Ravalomanana n•25 – Me Hanitra sy ny ekipan’ny boriboritany I

Antsahavola, Amboasarikely, Ampatsakana, Ampefiloha cité, Anatihazo, no nentanin’ny Me Hanitra sy ny ekipan’ny boriboritany voalohany hifidy ny kandidà  Ravalomanana androany. Isan’andro moa ny fanentanana eto ary miainga etsy amin’ny QG Fanavotana.
#FIDIO_25

(Livasoa Razafindrasolo)