Manaratsandry – 24 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Betsaka ny toerana nalehako fa hitako sy tsapako ny fitiavanareo ahy. Fanamby sy toky no ataoko aminareo fa hamerina ny fandriam-pahalemana izay mampikaikaika anareo eto. Efa ato anatin’ity MANIFESTO ity ny drafitr’asa hampandrosoako ny firenena.

#Fidio_i_dada
#laharana_25