18:00 > Fandaharana radio ‘Miara-mampita’ rahampitso 26 Oktobra 9 ora maraina

Miara-Mampita :

Hisy rahampitso 26 Oktobra indray amin’ny 9 ora ny fandaharana Miara-Mampita, Izay arahinao mivantana amin ny MBS Radio, Radio Mada , Top Radio , Radio Vakiniadiana, sy ireo Radio any amin´ny faritra, hiaraka hampita aminao ny akon’ny fampielezan-kevitrin’ny kandidà laharana faha-25, hanome ny tsara ho fantatra momban’ny MAP-2, fanadihadiana sy fizaram-baovao ary antso an tariby avy aminao mpihaino ….