Madirovalo – 24 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Misaotra an’Andriamanitra isika nomeny izao fotoana fampielezan-kevitra izao ka tafahaona eto.
Misaotra ihany koa anareo raiamandreny be eto an-tanana nanome tso-drano ahy. Tso-drano zava-mahery ary mino isika fa ho lany i dada.

#fidio_25