Ivohibe – 17 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nandalo teto Ivohibe izahay. Mavitrika sy mazoto miasa ny olona eto, tafiditra ao anatin’ny fanamby ataoko ny hampanan’asa ny vahoaka. Hampitombo ny fidiram-bola sy ny fahefamividin’ny Malagasy. Hampitomboana haingana ny harikarem-pirenena ho an’ny rehetra ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra.
FIDIO DADA 25